Teny iditra fanantana (tantana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo fisaka marani-bava ohatra ny lelantsy, izay andonana ny kofehy fahantenona roba hampikitroka tsara ny mason-tenona
Ankamantatra: Mivelatra ilay Malemy ka midoboka Raotozofy (ny tenona sy ny fanantana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Mod. s. from manantana (tantana).] A batten used in weaving. [1.2]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31