Teny iditra | 1 fanantana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hazo fisaka marani-bava ohatra ny lelantsy, izay andonana ny kofehy fahantenona roba hampikitroka tsara ny mason-tenona Ankamantatra: Mivelatra ilay Malemy ka midoboka Raotozofy (ny tenona sy ny fanantana) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Mod. s. from manantana (tantana).] A batten used in weaving. |
Fototeny | 5 tantana |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny fanantana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |