Teny iditra | 1 fanantatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manantatra, izany hoe mihinana na manao zavatra vao voalohany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#577] Ce qu’on peut commencer, manière de commencer |
Ohatra |
5 [2.472#] Re indray nony avy eo, fa tsy fantatra ny tena hamarinan' izany resaka mandeha izany, fa ny fanantatra dia mibory daholo ihany ny olona. |
Fototeny | 6 santatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |