Teny iditra santatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Voaloham-bokatra: Santa-bary
¶ Voalohany amin' ny zavatra atao, fiandohana: Atolotro anao ny santatry ny asako
¶ Fanaovana na fihinanana zavatra amin' ny voalohany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy first fruits; the beginning [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay prémices; commencement [Hallanger 1974]
 (toute l'île). Prémices. Première récolte d'une culture. Elle était traditionnellement offerte au souverain avec solennité, surtout pour les prémices du riz ou santa-bary. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/12