|
|
|
|

Teny iditra1  fanantatra
Fototeny  2  santatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina manantatra, izany hoe mihinana na manao zavatra vao voalohany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Ce qu’on peut commencer, manière de commencer [1.3#577]
Ohatra  6  Re indray nony avy eo, fa tsy fantatra ny tena hamarinan' izany resaka mandeha izany, fa ny fanantatra dia mibory daholo ihany ny olona. [2.472#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12