Teny iditra (1/2) | 1 fanantsoroka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manantsoroka, mitondra eo an-tsoroka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#633] ce qu'on peut charger sur l'épaule manière de charger sur l'épaule |
Fototeny | 5 soroka |
Teny iditra (2/2) | 6 fanantsoroka |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Azo entina an-tsoroka |
Fototeny | 9 soroka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |