Teny iditra fanaparitahana (paritaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanelezana tsisy kototony, tsy amin' ny toerana iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action d'éparpiller [1.3]
 Dispersion, distribution
Réseau [1.13]
Ohatra 
1Fanaparitahana sy fampahalalana ny vaovao; [2.445]
2Heveriko anefa fa tonga indray ny oran' ny fanaparitahana sy « ny fanelezana. [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07