Teny iditra | fanapihana (pika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampipitihana, fanalana; fanakombonana (elo...); famonoana jira mirehitra amin' ny herim-baratra [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanapihana, fanipahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |