Teny iditra | fanapika (pika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manapika, mampipitika, manala, manakombona (elo...), mamono jiro mirehitra amin' ny herim-baratra [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanapika, fanipaka, fikapana, fipakana, pifanaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |