|
|
|
|

Teny iditra1  fanapika
Fototeny  2  pika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manapika, mampipitika, manala, manakombona (elo...), mamono jiro mirehitra amin' ny herim-baratra

Fivaditsoratra  5  fanapika, fanipaka, fikapana, fipakana, panafaky, pifanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21