Teny iditra fanapotsirana (potsitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de crever, de percer, de dévoiler, l'instrument [1.3]
Ohatra Potserina indray, ny ronono azo amin' ity fanapotsirana faharoa ity, andrarahana tantely kelikely, dia ampinomina ny zaza vao avy namoaka ny taindrononony teo. [2.245]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07