Teny iditra potsitra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Loaka: Potsitra ny mason' ilay vorona
Vaky, foy: Potsitra ny vay teo amin' ny hatony
Miseho miharihary (enti-milaza ny zavatra nafenina ka vaky): Potsitra ny laingan-dRakoto [1.1]
Sampanteny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31