|
|
|
|

Teny iditra1  fanaramana
Fototeny  2  karama
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  fanakaramana [1.3#312]
Ohatra  6  Noho io andininy momba ny fananana io tsy dia mazava loatra, dia novàna ho fanofàna na fanaramana tsotra no azo atao amin' ny tany, fa tsy nisy fividianana. [2.366#]
Tsipelina hafa  7  fanakaramana

Fivaditsoratra  8 famaranana, 9 fanamarana, 10 fanaramana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12