Teny iditra karama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vola amena ny olona miasa ho an' ny tena: ariary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko
Vidin' ny asa atao: Dimy arivo no karamany isam-bolana
Mitovy hevitra: falim-po ~ fankasitrahana ~ fihinanana ~ fivelomana ~ hasin-tanana ~ kapoaka ~ sakafo ~ takalom-patsa vidim-pihinanana ~ tamby ~ valin-kasasarana ~ vava vola ~ vidin' aina ~ vidin-jiro ~ vidin-katsembohana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Wages [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Salaire, traitement [1.8]
Ohatra 
1Hoy izy mantsy ilay mpandoa karama. [2.472]
2Be karama angamba, fa tsy maro mpanaja. [2.245]
3Niandry ny fisondrotan-karama ny mpiasa. [2.499]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24