|
|
|
|

Teny iditra1  fanaronana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandrakofana: Fanoronana ny akoho mikotrika
Fanafenana: Ratsy ny fanaronana ny marina
Fanatratrarana: Nigagana ny fanaronan' ny polisy ireo mpangalatra
Fototeny  4  sarona
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny fanaronana io

Fivaditsoratra  6  fanaronana, fanoranana, nanaforana, nofaranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21