Teny iditra sarona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra atao eo ambony zavatra iray hafa mba hanakonana tsy ho hita an' izay ao anatiny: Aiza ny saron' ity tavy ity?
Zavatra toy ny lamba atao handrakofana ny loba, ny tava: Saron-doha ~ Nanao saron-tava ilay mpangalatra ka tsy aisy nahafontatra azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cover, a lid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Couvercle, couverture [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra sarona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (toute l'île ; mais prononcé saro dans l'Ouest et le Sud). Sens général : enveloppe, voile, etc. En ce qui concerne les plantes : ce qui enveloppe un fruit ; involucre ou calice accrescent. En thérapeutique : grands enveloppements ; emplâtres souvent à base de plantes fraîches écrasées (Voir aussi saro). [1.196]
Voambolana 

Teny iditra sarona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tra-tehaka na voahodidina tsy afa-mikofoka handositra: Sarona tao anaty lohasaha ny fahavalo [1.1]

Teny iditra Sarôna
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Saron [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Saron [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Sarona
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Sharonite [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Sarôn [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Sarônita
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16