Teny iditra | fanasa (sasa) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manasa, manadio amin' ny rano Azo sasana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui peut se laver, manière de laver [1.3] | |
Teny iditra | fanasa (asa) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manasa, miangavy am-panajana mba ho tonga hisakafo na hanatrika lanonana iray Azo asaina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière d'inviter [1.3] | |
Teny iditra | fanasa (asa) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manasa, mandranitra, mandrangitra fitaovam-piasana dombo Azo asaina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui s'aiguise, manière d'aiguiser [1.3] | |
Fivaditsoratra | fanasa, fasana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |