Teny iditra (1/3) | 1 fanasa |
Fototeny | 2 sasa |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manasa, manadio amin' ny rano Azo sasana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] ce qui peut se laver, manière de laver |
Teny iditra (2/3) | 6 fanasa |
Fototeny | 7 asa |
Sokajin-teny | 8 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Fomba entina manasa, miangavy am-panajana mba ho tonga hisakafo na hanatrika lanonana iray Azo asaina |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] manière d'inviter |
Teny iditra (3/3) | 11 fanasa |
Fototeny | 12 asa |
Sokajin-teny | 13 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Fomba entina manasa, mandranitra, mandrangitra fitaovam-piasana dombo Azo asaina |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] ce qui s'aiguise, manière d'aiguiser |
Fivaditsoratra | 16 fanasa, fasana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |