Teny iditra fanasabodehana (sabodika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampifangaroana na fampifandisoana ny teny na ny zavatra atao; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05