|
|
|
|

Teny iditra1  fanasana vatodidy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] karazam-bato voatokana handranitana fitaovam-piasana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] meule en grès
Singan-teny  5  fanasana, vatodidy
Tovy hevitra  6  fanasana vatovary

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10