Teny iditra |
 |
fanasana
(asa)
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana malagasy | |
Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana [Rajemisa 1985]
|
| |
Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika ¶ Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | |
a feast, a banquet [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
Famaritana frantsay | |
festin, banquet; invitation [Hallanger 1974]
|
Fitovian-keviteny | |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana | |
|
Lahatsoratra | |
|
Teny iditra |
 |
fanasana
(sasa)
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana malagasy | |
Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba [Rajemisa 1985]
|
| |
fanasana vatovary, vatodidy: karazam-bato voatokana handranitana fitaovam-piasana [SLP: Voambolana]
|
Famaritana anglisy | |
A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. [Richardson 1885]
|
| |
washing clothes, washing [Hallanger 1973]
|
Famaritana frantsay | |
action de laver, instrument pour laver,
[...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
|
| |
la lessive, action de laver le linge [Hallanger 1974]
|
Famaritana frantsay | |
¶ fanasana vatovary, vatodidy: meule en grès [SLP: Voambolana]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana | |
|
|