Teny iditra | fanasana vatodidy | |
Singan-teny | fanasana ; vatodidy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bato voatokana handranitana fitaovam-piasana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Meule en grès [1.13] | |
Tovy hevitra | fanasana vatovary | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14 |