Teny iditra | 1 Fanasan' ny Tompo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (fivavahana protestanta) Fihinanana ny mofo fahatsiarovana ny nataon' i Kristy tamin' Izy nizara tamin' ny mpianany ny mofo nolazainy hoe vatany indray andro talohan' ny nahafatesany: Mandray fanasan' ny Tompo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] The Lord's Supper. Fanasana is very frequently used alone for this. |
Voambolana |
5 Fivavahana, finoana |
Singan-teny | 6 fanasana, Tompo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |