Teny iditra Fanasan' ny Tompo
Singan-teny fanasana ; Tompo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (fivavahana protestanta) Fihinanana ny mofo fahatsiarovana ny nataon' i Kristy tamin' Izy nizara tamin' ny mpianany ny mofo nolazainy hoe vatany indray andro talohan' ny nahafatesany: Mandray fanasan' ny Tompo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The Lord's Supper. Fanasana is very frequently used alone for this. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21