Teny iditra fanasitiliana (sitily)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampanjariana ho rano, amin' ny alalan' ny lalambika, ny etona avy amin' ny zavatra tenehina, ka anaovana ranomanitra na ireo karazan-toaka mahery (lalikera) samihafa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05