Teny iditra sitily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitanehana zavatra hakana ilon' io zavatra io amin' ny endriky ny ranomason-takotra, toy ny ranomanitra izany na ny karazan-toaka samihafa
Fanatantavanana rano. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de distiller, de filtrer [1.3]
Sampanteny 
Ny fihaviany Anglisy: still.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31