Teny iditra fanatakobahana (takobaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano, fanakobanana; fanetsiketsehana na fanaovana izay hampikobana ny rano ao anaty tavy na fitoerandrano hafa, fampikobanana [Rajemisa 1985]

2009/02/23