Teny iditra takobaka (kobaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanetsiketsehana na fanaovana izay hampikobana ny rano ao anaty tavy na fitoeran-drano hafa, na fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano. [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31