Teny iditra | 1 fanatakobahana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano, fanakobanana; fanetsiketsehana na fanaovana izay hampikobana ny rano ao anaty tavy na fitoerandrano hafa, fampikobanana |
Fototeny | 4 takobaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |