Teny iditra fanatamberenana (tamberina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana dia miverina indray; fampihodinkodinana eo an-toerana ihany; fampivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialany indray [Rajemisa 1985]

2009/02/23