| Teny iditra (1/2) | 1 tamberina |
| Fototeny | 2 verina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray
5 Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder
[1.3#657] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 24 tamberina |
| Fototeny | 25 verina |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 rendement
[1.13] |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|