|
|
|
|

Teny iditra1  fanatanterahana
Fototeny  2  tanteraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famitàna tsara hatrany amin' ny farany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] réalisation
Ohatra  6  Napetraka tamiko ny fanatanterahana ny asa. [2.356#]
7  Ho fanatanterahana izany dia misy sorona atao. [2.508#]
8  Izy no mitandro ny fanatanterahana ny didim-pitsarana. [2.114#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16