Teny iditra | 1 fanataovana |
Fototeny | 2 tatao |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Antontam-bato na zavatra hafa eny amoron-dalana natsipin' ny mpandalo nivoady na nangata-javatra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Rel. s. from manatao (tatao).] A heap of stones, sticks, grass, etc., on which persons passing usually throw something for luck expressing the hope of a safe return, or success in what they are about to do. |
Voambolana |
6 Fivavahana, finoana |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny fanataovana io |
Fivaditsoratra | 8 fanataovana, fanatoavana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |