Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : fanataovana
|
|
|
Ohabolana 1 | Fanataovana no faly mavesatra, tsangambato no faly mijoro, fa ny olombelona mandry sy miarina. [2.558]
Fanataovana no faly mavesatra, tsangambato no faly mijoro; fa ny olona mandry sy miarina. [2.415 #1623, 2.653 #919]
|
Dikanteny frantsay | Les amas de pierres sacrées au bord des chemins, aiment à être chargés ; les pierres dressées en souvenir d'un événement, aiment à rester droites ; mais pour ce qui est des hommes, ils se couchent et ils se lèvent. [2.415 #1623]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des changements et des vicissitudes inévitables. [2.415 #1623]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|