Teny iditra fanatodika (todika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatodika, manodina (ny loha, ny lakana) [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatodika (todika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atodika [Rajemisa 1985]

2009/02/23