Teny iditra |
todika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hodina, fijerena na fanodinana ny loha eo anindrana na any aoriana; herika. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de tourner la tête, de revenir vers [1.3]
|
| Orientation, sens, direction, référence [1.13]
|
Ohatra | Tongilangilana ravin'ovy / todika ravin'ampaly / tsingilangilao tsara ny faka zanak'olona / fa aza atao sesibe toa fotaka / ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra / ka mainka fa izaho zanak'olona
[2.131]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|