|
|
|
|

Teny iditra1  fanatodizana
Fototeny  2  atody
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#62] la ponte, le lieu, l'époque
Ohatra  5  fanatodizam-papango sy fiteraham-boromahery. [2.69]
6  Edrey izato izy amin' ny lohany boribory be efa sola roatoko sy ny somotra tsy diavin-kareza ary angamba fanatodizan' ny hao. [2.285#299]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11