Teny iditra | fanatontosana (tontosa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Famitana tanteraka, fanatanterahana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | the carrying out or accomplishing of something [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | action d'accomplir, de compléter [Hallanger 1974] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |