Teny iditra | tontosa | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Vita tsara daholo: Tontosa ny zavatra rehetra ¶ Lavorary, tomombana: Lahasa tontosa izany [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | accomplished [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | accompli [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |