Teny iditra fanatrotrongy (trotrongy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatrotrongy, mandavo na manosika olona eo anoloana ka mitehika amin' ny tany ny lohany [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatrotrongy (trotrongy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atrotrongy [Rajemisa 1985]

2009/02/23