Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
1
trotrongy
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
[
1.1
]
Fahalavoana mafy any anoloana ka ny loha no mitehika ny tany.
Sampanteny
4
Matoantenin' ny mpanao :
manatrotrongy
,
manotrongy
,
mitrotrongy
5
Matoantenin' ny iharana :
atrotrongy
,
atrotrongio
,
tafatrotrongy
,
voatrotrongy
6
Matoantenin' ny fameno :
anatrotrongiana
,
itrotrongiana
7
Anarana :
trotrongitrongy
,
fanatrotrongiana
,
fanatrotrongy
,
fitrotrongiana
,
fitrotrongy
,
mpanatrotrongy
,
mpitrotrongy
8
Mpamaritra :
fanatrotrongy
,
mahatrotrongy
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21