Teny iditra fanatsarapaka (tsarapaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsarapaka, mamarina, manosika [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatsarapaka (tsarapaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atsarapaka [Rajemisa 1985]

2009/02/23