Teny iditra tsarapaka (tsapaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fianjerana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika; filatsahana tsy nahy amin' ny toerana misy loza; fibolisarana ao anaty tevana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de se lancer, de se précipiter dans, de tomber, de glisser dans [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20