Teny iditra | fanatsatoka (tsatoka) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manatsatoka, mandentika (zava-maranitra) hiraikitra tsy ho afaka hihetsika Azo atsatoka [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanatsatoka, fanatsotaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |