Teny iditra fanatsatsaka (tsatsaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsetsaka, mandrehitra, manatsolo afo, mamotsy vary farany [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitsatsaka

Teny iditra fanatsatsaka (tsatsaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsetsahana [Rajemisa 1985]

2012/11/10