|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tsatsaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3 of a whitish brown color [1.2]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/4)103  tsatsàka
Sokajin-teny  104  anarana
Fanazavàna teny malagasy  105 Fanafotsiana tanteraka ny vary totoina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  106 root of the expression mitsatsaka vary [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  121 tsatsakaotra

Teny iditra (3/4)122  tsatsaka
Sokajin-teny  123  anarana
Fanazavàna teny malagasy  124 androngo [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  125 a species of lizard [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  126 lézard
127 margouillat [3.1]
Voambolana  128  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Sary 
129  130  131 
132 

Teny iditra (4/4)133  tsatsaka
Sokajin-teny  134  anarana
Fanazavàna teny anglisy  135 a kind of intoxicating liquor made from sugar-cane [Provincial] [1.2]
Voambolana  136  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  tsatsaka, tsatsàka

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14