Teny iditra | 1 fanatsatso |
Fototeny | 2 tsatso |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manatsatso, mampihena tsiro, manampo-drano, mandefy Azo tsatsoina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Ce qu’on peut rendre fade, manière de rendre fade [1.3#756] |
Ohatra |
6 mamo-savy ihany ka mafy la, ka ódy mahery no antenaìna, fanatsatso rano no ianteherana, fande-vonana no iankinana;
[2.857#]
|
Kamban-teny rehetra |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |