Teny iditra | fanatsika (hatsika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Azo antsoina amin' ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | fanatsika (tsika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | fanatsika (tsika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Azo tsihina [Rajemisa 1985] | |
2009/02/23 |
![]() |