|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanatsika
Fototeny  2  hatsika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Azo antsoina amin' ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso

Teny iditra (2/3)5  fanatsika
Fototeny  6  tsika
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany

Teny iditra (3/3)9  fanatsika
Fototeny  10  tsika
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Azo tsihina

Fivaditsoratra  13  afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21