Teny iditra | fanatsikalana (tsikala) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanasiana tsikala na tsikalana [1.1] | |
Tovy hevitra | fanatsikalanana | |
Teny iditra | fanatsikalana (tsikala) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manatsikala, manisy tsikala [1.1] | |
Tovy hevitra | fanatsikala | |
Teny iditra | fanatsikalana (tsikala) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo tsikalana [1.1] | |
Tovy hevitra | fanatsikala | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |